Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:20 - Baiboly Katolika

20 Rehefa roa amby telopolo taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’i Saroga izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Roa amby telopolo taona i Reo raha niteraka an’i Seroga.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Rehefa feno 32 taona i Rehò, dia niteraka an’i Seroga.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Rehefa feno 32 taona i Rehò, dia niteraka an’i Seroga.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary rehefa roa amby telo-polo taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’i Seroga izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an'i Seroga izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Roa amby telopolo taona i Reo raha niteraka an’i Seroga.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:20
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary mbola velona sivy amby roan-jato taona i Falega taorian’ny niterahany an-dReo, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


Ary mbola velona fito sy roan-jato taona i Reo, taorian’ny niterahany an’i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


Dia nivoaka hamely izy ireo, nony nitataovovonana ny andro, ary i Benadaba mbamin’ireo mpanjaka 32 nanampy azy dia mbola nisotro sy nimamo tao an-trano rantsan-kazo tamin’izany.


ary olona 16.000, ka 32 no anjara naloa ho an’i Iaveh tamin’ireo.


zanak’i Saroga, zanak’i Reo, zanak’i Falega, zanak’i Hebera, zanak’i Sale,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra