Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Rehefa feno 30 taona i Pelega dia niteraka an’i Rehò.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Telopolo taona i Pelega raha niteraka an’i Reo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Rehefa feno 30 taona i Pelega dia niteraka an’i Rehò.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Rehefa telopolo taona ny andro niainan’i Falega dia niteraka an’i Reo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’i Palega, dia niteraka an-dReo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan'i Palega, dia niteraka an-dReo izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Telopolo taona i Pelega raha niteraka an’i Reo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Pelega, dia mbola velona 430 taona i Hebèra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Taorian’ny nahaterahan’i Rehò dia mbola velona 209 taona i Pelega, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


zafin-dohalik’i Seròga, zafin-kitrokelin’i Rehò, zafim-paladian’i Falèga ary zafin-dorian’i Ebèra; dia i Ebèra zanakalahin’i Salà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra