Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 10:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ireo no zanakalahin’i Sema voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ireo no zanak’i Sema araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ireo no zanakalahin’i Sema voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Ireo no taranak’i Sema, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny, any amin’ny taniny avy, araka ny fireneny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ireo no zanak’i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ireo no zanak’i Sema araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 10:31
5 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no zanakalahin’i Hama voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.


Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara.


Ireo no foko avy amin’ny zanakalahin’i Noà araka ny lisitry ny taranany isaky ny fireneny avy. Avy amin’ireo no niavian’ny firenena rehetra niparitaka eran-tany taorian’ny safo-drano.


Ireo no zanakalahin’i Jafeta sady niavian’ny firenen-tsamihafa niparitaka any amin’ny nosy maro; ka samy nanana ny taniny araka ny fiteniny avy sy nanana ny fireneny araka ny fokony avy izy.


Noarîny avy amin’olona anankiray ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany tontolo; ary nofariparitany koa ny vanim-potoana hiainany sy ny zaratany honenany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra