Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 10:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Izy rehetra ireo dia zanak’i Jektàna. Ny tany nonenan’izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an’i Sefara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary ny fonenan'ireo dia hatrany Mesa ao akaikin'i Sefara, tendrombohitra atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 10:30
3 Rohy Ifampitohizana  

i Ofira sy i Havila, ary i Jôbaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Jôktàna.


Ireo no zanakalahin’i Sema voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.


Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahama: «I Balàka, mpanjakan’i Môaba, dia nampaka ahy avy any Siria, avy any amin’ny tendrombohitra amin’ny ilany atsinanan’izany tany izany. Avia, hoy izy tamiko, hanozona ny taranak’i Jakôba; avia handrahona ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra