Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 1:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ary ny omeko ny ahi-maitso rehetra ho sakafony kosa dia ny biby rehetra eto an-tany sy ny voro-manidina rehetra eny an-danitra ary ny biby madinika rehetra mandady amin’ny tany, izany hoe ny manam-pofonaina rehetra.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary ho an’ny bibidia rehetra sy ny voromanidina rehetra ary ny zavamananaina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia omeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany. Dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ary ny omeko ny ahi-maitso rehetra ho sakafony kosa dia ny biby rehetra eto an-tany sy ny voro-manidina rehetra eny an-danitra ary ny biby madinika rehetra mandady amin’ny tany, izany hoe ny manam-pofonaina rehetra.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Fa ho an’ny bibin’ny tany mbamin’ny voromanidina sy izay rehetra mihetsiketsika eto ambonin’ny tany, ka manam-pofon’aina ao aminy, dia ny zava-maitso rehetra no omeko ho fihinany.» Dia tanteraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary ny amin’ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan-aina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany; dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary ny amin'ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan'aina rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany; dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ary ho an’ny bibidia rehetra sy ny voromanidina rehetra ary ny zavamananaina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia omeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany. Dia nisy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 1:30
11 Rohy Ifampitohizana  

Ianao kosa, maka amin’ny karazan-tsakafo rehetra mety ho fihinana, ka angony eo aminao mba ho sakafonao sy ho sakafon’izy ireo koa.»


Izay rehetra velona sy mihetsiketsika dia omeko ho sakafonareo avokoa tahaka ny nanomezako ny anana ho anareo.


Mitsentsi-dra aoka izany ireo zanany; ka na aiza na aiza itoeran’ny faty, dia ifamotoanan’ny voromahery.


Any an-kodahoda any ireo zanany ireo no mihamatanjaka sy mihalehibe ka lasa tsy miverina intsony.


Ny tendrombohitra fitetiny no fihinanany, ka rehefa ahi-maitso dia katsahiny avokoa.


Jereo ange ny lalomena fa samy noarîko na izy na ianao! Mihinana ahitra tahaka ny omby izy;


Mamoka-bilona ho an’ny lalomena ireo havoana izay filalaovan’ny bibidia rehetra.


Mampaniry ny ahitra ho an’ny biby fiompy Ianao sy mampaniry ny zavatra volen’ny olona, ary mampamokatra hanina ny tany:


manome sakafo ny biby fiompy sy ny zana-goaika mitoreo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra