Genesisy 1:27 - DIEM PROTESTANTA27 Dia nahary ny olombelona mitovy endrika aminy tokoa Andriamanitra; lehilahy sy vehivavy no nahariany azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no nahariany azy; lahy sy vavy no nahariany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia nahary ny olombelona mitovy endrika aminy tokoa Andriamanitra; lehilahy sy vehivavy no nahariany azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Ary Andriamanitra nahary ny olona mitovy endrika aminy; mitovy endrika amin’Andriamanitra no nahariany azy, ary nataony lahy sy vavy izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no nahariany azy; lahy sy vavy no nahariany azy. Jereo ny toko |
Diniho ange ny andro fahagola talohanareo, manomboka hatreo amin’ny andro namoronan’Andriamanitra ny olombelona tetỳ ambonin’ny tany. Saintsaino ange ny zava-mitranga manomboka amin’ny faravodilanitra ankilany ka miafara amin’ny faravodilanitra andaniny. Moa efa nisy zava-dehibe niseho na re tahaka izany ve?
Ary raha misy rainy na anadahiny tonga hitaraina aminay, dia hovalianay hoe: «Miangavy anareo izahay mba tsy ho sarotiny amin’ireo lehilahy benjaminita, satria tsy nahazo vehivavy ho azy ireo tsirairay avy izy tamin’ny ady tao Jabesy. Ary satria tsy ianareo no nanome azy ny zanakareo vavy, dia tsy azo ampangaina ho meloka amin’ny fianianana ianareo».