Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 1:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka isika hanao olombelona mitovy endrika amintsika sy manahaka antsika; ary aoka hanjakany ny trondro any an-dranomasina sy ny voro-manidina eny an-danitra, ny biby fiompy sy bibidia rehetra eto an-tany ary koa ny biby madinika rehetra mandady amin’ny tany!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ary Andriamanitra niteny hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; ary aoka izy ireo hanapaka amin’ny hazandrano ao amin’ny ranomasina, amin’ny voromanidina sy ny biby fiompy, amin’ny tany rehetra ary amin’ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka isika hanao olombelona mitovy endrika amintsika sy manahaka antsika; ary aoka hanjakany ny trondro any an-dranomasina sy ny voro-manidina eny an-danitra, ny biby fiompy sy bibidia rehetra eto an-tany ary koa ny biby madinika rehetra mandady amin’ny tany!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Raha efa izany dia hoy Andriamanitra: «Andeha isika hanao olona mitovy endrika amintsika, mifanahaka amintsika, ka aoka hanjakany avokoa ny hazandrano ao amin’ny ranomasina, ny voromanidina eny amin’ny habakabaka, ny biby fiompy sy ny tany rehetra, ary ny biby mandady mikisaka amin’ny tany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; ary aoka izy hanjaka amin’ny hazandrano ao amin’ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ary Andriamanitra niteny hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; ary aoka izy ireo hanapaka amin’ny hazandrano ao amin’ny ranomasina, amin’ny voromanidina sy ny biby fiompy, amin’ny tany rehetra ary amin’ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 1:26
34 Rohy Ifampitohizana  

Koa andeha isika hidina hanakorontana ny fiteniny mba tsy hifankahazoany fiteny intsony.»


Tany no nanaovan’ny TOMPO Andriamanitra ny karazam-bibidia sy voro-manidina rehetra, ka dia nentiny teo amin-draolombelona ireny hahitany izay anarana hiantsoany azy. Ary dia izay hanononan-dralehilahy azy no ho anarany.


Dia hoy ny TOMPO Andriamanitra hoe: «Indro ny olombelona fa efa tonga tahaka ny iray amintsika momba ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy; koa ankehitriny, aoka izy tsy haninjitra ny tanany haka ny voan’ny hazon’aina ka hihinana amin’izany, dia ho velona mandrakizay!»


Ity no lisitry ny taranak’i Adama: Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olombelona, dia nataon’Andriamanitra manahaka Azy ny olombelona.


Izay mandatsaka ran’olona dia halatsak’olona koa ny rany, satria mitovy endrika amin’Andriamanitra no nanaovany ny olona.


Nefa tsy mba misy manao hoe: «Aiza Andriamanitra Mpanao ahy sady mampihira fankalazana Azy amin’ny alina?


Hatoky azy noho ny tanjany ve ianao ka hamela ny asanao hovitainy?


Ho vita fanekempihavanana mirindra ianao amin’ny vato eny an-tsaha sy amin’ny bibidia,


Fantaro fa ny TOMPO no Andriamanitra; Izy no nanao antsika: ka Azy isika, vahoakany sady andian’ondry andrasany.


Hifaly anie ny vahoaka Israely, fa ny Tompo no Mpanao azy; hiravo anie ny terak’i Tsiôna, fa Izy no mpanjakany!


Izao no zavatra hany mba fantatro: Andriamanitra dia nanao ny olombelona mahitsy fo, saingy ireo no nampananosarotra zavatra maro.


Rojo volamena voaravaka volafotsy no hampanaovinay ho anao.


Ny TOMPO no nahary ny lanitra, Izy no Andriamanitra namorona ny tany ka namolavola sy nanamafy azy, nefa tsy nahary azy ho foana fa nanao azy mba honenana. Io Tompo io dia indro milaza hoe: «Izaho no TOMPO, ary tsy misy hafa.»


Dia reko ny feon’ny Tompo nanontany hoe: –Iza no hirahiko, ary iza no ho mpitondrateninay? Dia namaly aho hoe: –Inty aho, iraho aho.


TOMPO ô, aza vinitra loatra aminay ary aza tsarovana hatrany ny helokay; mba tsinjovy re izahay vahoakanao rehetra.


Koa ankehitriny dia atolotro eo an-tanan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko ny taninareo rehetra; ary atolotro hanompo azy na dia ny bibidia aza.


Dia novaliany hoe: –Raha misy olona tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ho tia azy ny Raiko, ary Izaho sy ny Raiko dia hankao aminy ka honina ao.


Fa hoy i Jesoa tamin’ireo: –Ny Raiko dia miasa tsy an-kiato ary Izaho koa miasa.


Zavatra hafahafa manko izao renay aminao izao, ka tianay ho fantatra izay mety ho hevitr’izany. (


Noarîny avy amin’olona anankiray ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany tontolo; ary nofariparitany koa ny vanim-potoana hiainany sy ny zaratany honenany.


Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria mitaratra ny endrika amam-boninahitra izy. Ny vehivavy kosa mitaratra ny voninahitry ny lehilahy:


Isika rehetra kosa dia tsy mba misaron-tava, fa toy ny fitaratra tarafin’ny voninahitry ny Tompo; ka dia miova endrika hanahaka ny Tompo isika, sady mitombo hatrany ny famirapiratantsika, araka ny asa tontosain’ilay Fanahin’ny Tompo.


Tsy mino izy ireo, satria ny sainy efa nohajambain’i Satàna zanahary tompoin’izao tontolo izao; hany ka voasakana izy ireo tsy hahita ny fahazavàn’ny Vaovao Mahafaly momba ny voninahitr’i Kristy, ilay tena endrik’Andriamanitra.


ary aoka ianareo hitafy ny toetra vaovao, dia ilay toetra noarîna araka an’Andriamanitra, ka asehon’ny fiainana mandala rariny sy masina vokatry ny fampianarana marina.


I Kristy dia endrik’ilay Andriamanitra tsy hita. Izy no Zanaka lahimatoa, ambonin’ny voaary rehetra.


ary efa notafînareo ny toetra vaovao: dia ny toetry ny olona havaozin’Andriamanitra hatrany araka ny endrik’Izy Mpahary azy, mba ho tonga amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra.


Folahin’ny olombelona daholo ny karazam-bibidia sy ny karazam-borona mbamin’ny biby mandady amin’ny tany sy ny zavamananaina any an-dranomasina, ary dia voafolany avokoa.


Izy no ankalazantsika an’ilay Tompo sady Ray, ary izy koa no anozonantsika ny olona izay noarîna araka ny endrik’Andriamanitra:


Fa ankehitriny, telo no vavolombelona manambara:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra