Estera 9:30 - DIEM PROTESTANTA30 Io taratasy faharoa io dia nalefa ho an’ny Jiosy rehetra any amin’ny faritany 127 manerana ny fanjakan’i Kserksesa. Firariana hiadana sy handry fahalemana no raketiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izy, dia ho any amin’ny fari-piadidiana fito amby roapolo amby zato amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Io taratasy faharoa io dia nalefa ho an’ny Jiosy rehetra any amin’ny faritany 127 manerana ny fanjakan’i Kserksesa. Firariana hiadana sy handry fahalemana no raketiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izy, dia ho any amin’ny toko fito amby roa-polo amby zato amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana, Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary nampitondra taratasy ho any amin'ny Jiosy rehetra izy dia ho any amin'ny toko fito amby roa-polo amby zato amin'ny fanjakan'i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izy, dia ho any amin’ny fari-piadidiana fito amby roapolo amby zato amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana Jereo ny toko |
Tamin’io andro io, andro faha-23 tamin’ny volana fahatelo na volana Sivàna, dia nantsoina ny mpitantsoratry ny amperôra. Araka izay rehetra nandidian’i Môrdôkay no nanoratany taratasy ho an’ny Jiosy sy ny solotenan’ny amperôra mbamin’ny governora sy mpitondra any amin’ny faritany 127 hatreo India ka hatrany Etiôpia. Taratasy araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny firenena isan-tokony na araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny Jiosy no nataony.