29 Ary i Estera, vadin’ny mpanjaka sady zanakavavin’i Abihaila sy i Mordekay jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra mba hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
29 Ary i Estera, vadin’ny mpanjaka sady zanakavavin’i Abihaila sy i Mordekay jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra mba hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana ny iraka; ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany. Dia nipetraka hisotro ny amperôra sy i Hamàna, fa very hevitra kosa i Sosany iray tanàna.
Dia nanoratra ny tantaran’izany zava-nitranga izany i Môrdôkay, ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izay nonina tany amin’ny faritany isan-tokony, na akaiky na lavitra, manerana ny fanjakan’ny amperôra Kserksesa.