Estera 9:28 - DIEM PROTESTANTA28 Tsy maintsy hotsarovana sy hankalazaina ireo andro ireo amin’ny taranaka mifandimby rehetra isam-pianakaviana sy isan-tanàna ary isam-paritany; tsy azo foanana ireo andro Porîma ireo ary tsy hitsahatra ny fahatsiarovana azy eo amin’ny Jiosy sy ny taranany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin’ny taranany mifandimby rehetra sy ny fokony rehetra ary any amin’ny fari-piadidiana tsirairay sy any amin’ny tanàna tsirairay; ary mba tsy ho tapaka amin’ny Jiosy ireo andro Porima ireo ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin’ny taranany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Tsy maintsy hotsarovana sy hankalazaina ireo andro ireo amin’ny taranaka mifandimby rehetra isam-pianakaviana sy isan-tanàna ary isam-paritany; tsy azo foanana ireo andro Porîma ireo ary tsy hitsahatra ny fahatsiarovana azy eo amin’ny Jiosy sy ny taranany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin’ny taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran’ny fanjakana rehetra sy amin’ny isan-tanàna; ary mba tsy ho tapaka amin’ny Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin’ny taranany. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin'ny taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran'ny fanjakana rehetra sy amin'ny isan-tanàna; ary mba tsy ho tapaka amin'ny Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin'ny taranany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin’ny taranany mifandimby rehetra sy ny fokony rehetra ary any amin’ny fari-piadidiana tsirairay sy any amin’ny tanàna tsirairay; ary mba tsy ho tapaka amin’ny Jiosy ireo andro Porima ireo ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin’ny taranany. Jereo ny toko |