Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 9:31 - DIEM PROTESTANTA

31 ary ireo andro Porîma ireo, miaraka amin’ny fifadian-kanina sy fidradradradràna momba azy, no asainy ankalazaina amin’ny fotoana voatendry, araka izay fanamafisana nataon’i Môrdôkay ilay Jiosy sy i Estera mpanjakavavy; nohamafisin’izy mianaka izany ho an’ny Jiosy ary koa ho an’ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin’ny fotoanany, araka izay nandidian’i Mordekay jiosy sy i Estera, vadin’ny mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an’ny tenany sy ny taranany koa ny amin’ny fifadian-kanina sy ny fitarainana izay hataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 ary ireo andro Porîma ireo, miaraka amin’ny fifadian-kanina sy fidradradradràna momba azy, no asainy ankalazaina amin’ny fotoana voatendry, araka izay fanamafisana nataon’i Môrdôkay ilay Jiosy sy i Estera mpanjakavavy; nohamafisin’izy mianaka izany ho an’ny Jiosy ary koa ho an’ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin’ny fotoany, araka izay nandidian’i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin’ny mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an’ny tenany sy ny taranany koa ny amin’ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 mba hampitandrina azy Ireo andro Porima ireo amin'ny fotoany, araka izay nandidian'i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin'ny mpanjaka. azy sy araka izay efa nekeny ho an'ny tenany sy ny taranany koa ny amin'ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin’ny fotoanany, araka izay nandidian’i Mordekay jiosy sy i Estera, vadin’ny mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an’ny tenany sy ny taranany koa ny amin’ny fifadian-kanina sy ny fitarainana izay hataony.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 9:31
4 Rohy Ifampitohizana  

I Jeremià dia nanao hira fitomaniana an’i Jôsià; ny mpihira rehetra koa na lahy na vavy dia mahatsiahy an’i Jôsià mandraka androany, rehefa manao hira fitomaniana, satria nanjary fanao teo amin’i Israely izany; ary indreo efa voasoratra ho anisan’ny hira fitomaniana ireny hira ireny.


«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»


Tany amin’ny faritany rehetra nahatongavan’ny baiko aman-didin’ny amperôra, dia nalahelo mafy koa ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nitafy gony sy nandry teo ambony lavenona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra