Estera 9:19 - DIEM PROTESTANTA19 Koa, noho izany, ny Jiosy izay nitoetra tamin’ny tanàna madinika tany ambanivohitra dia nanao ny andro faha-14 amin’ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana ary fikoranana ka hifanateran-panomezana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin’ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fifanasana ary andro fifaliana sy fifanolorana fanomezana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Koa, noho izany, ny Jiosy izay nitoetra tamin’ny tanàna madinika tany ambanivohitra dia nanao ny andro faha-14 amin’ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana ary fikoranana ka hifanateran-panomezana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin’ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly ary fifanateran-javatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin'ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly ary fifanateran-javatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin’ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fifanasana ary andro fifaliana sy fifanolorana fanomezana. Jereo ny toko |
Hankany amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hipetrahan’ny voninahiny ianareo, ary hifaly eo anatrehan’ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitrareo ny tenanareo sy ny zanakareo ary ny mpanomponareo mbamin’ny Levita izay ao an-tanànanareo ary koa ny vahiny sy kamboty ary mpitondratena izay eo anivonareo.