Estera 9:13 - DIEM PROTESTANTA13 Dia hoy i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry Andriamanjaka, dia aoka ny Jiosy eto Sosany homen-dalana hanao toy ny nataony androany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin’ny hazo ireo fatin’izy folo lahy zanak’i Hamàna! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia hoy i Estera: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanatanteraka toy izay natao androany ihany koa rahampitso ary aoka hahantona amin’ny hazo koa izy folo lahy zanak’i Hamana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia hoy i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry Andriamanjaka, dia aoka ny Jiosy eto Sosany homen-dalana hanao toy ny nataony androany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin’ny hazo ireo fatin’izy folo lahy zanak’i Hamàna! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanao toy ny natao andro-any ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin’ny hazo koa izy folo lahy, zanak’i Hamana. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin'ny hazo koa izy folo lahy, zanak'i Hamana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia hoy i Estera: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanatanteraka toy izay natao androany ihany koa rahampitso ary aoka hahantona amin’ny hazo koa izy folo lahy zanak’i Hamana. Jereo ny toko |
Voarakitry ny taratasy fa ny Jiosy isan-tanàna misy azy dia nomen’ny amperôra lalana hivory hiaro ny ainy. Navela koa ry zareo handringana sy hamono ho ripaka izay andian’olona mamely azy any amin’ny firenena sy faritany isan-tokony; azony atao aza ny mamono ny vady aman-janak’ireo sy ny mandroba ny fananany.