Estera 9:12 - DIEM PROTESTANTA12 Ary hoy ny amperôra tamin’i Estera mpanjakavavy: –Teto Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy, ankoatran’izy folo lahy zanak’i Hamàna; ka ho toy inona no nataony tany amin’ny faritany sisa? Kanefa raha mbola misy zavatra angatahinao sy tadiavinao, dia homeko anao sy hotanterahiko izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia efa nahavono sy naharingana dimanjato lahy mbamin’izy folo lahy, zanak’i Hamana. Koa ahoana kosa ny nataony tany amin’ny fari-piadidiana sisa rehetra manerana ny fanjakan’ny mpanjaka? Ary inona koa no angatahinao? Homena izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Hotanterahina izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ary hoy ny amperôra tamin’i Estera mpanjakavavy: –Teto Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy, ankoatran’izy folo lahy zanak’i Hamàna; ka ho toy inona no nataony tany amin’ny faritany sisa? Kanefa raha mbola misy zavatra angatahinao sy tadiavinao, dia homeko anao sy hotanterahiko izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin’izy folo lahy, zanak’i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin’ny isan-tokony eran’ny fanjakan’ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin'izy folo lahy, zanak'i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin'ny isan-tokony eran'ny fanjakan'ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia efa nahavono sy naharingana dimanjato lahy mbamin’izy folo lahy, zanak’i Hamana. Koa ahoana kosa ny nataony tany amin’ny fari-piadidiana sisa rehetra manerana ny fanjakan’ny mpanjaka? Ary inona koa no angatahinao? Homena izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Hotanterahina izany. Jereo ny toko |