Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 6:7 - DIEM PROTESTANTA

7 ka dia namaly azy hoe: –Ny amin’izay lehilahy irinao homem-boninahitra, ry andriamanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Koa hoy i Hamana tamin’ny mpanjaka: Ny amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ka dia namaly azy hoe: –Ny amin’izay lehilahy irinao homem-boninahitra, ry andriamanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ka dia hoy Hamana tamin’ny mpanjaka: Ny amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ka dia hoy Hamana tamin'ny mpanjaka: Ny amin'izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Koa hoy i Hamana tamin’ny mpanjaka: Ny amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra,

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 6:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia naka ny fanamiana sy ny soavaly i Hamàna, ka nampiakanjo an’i Môrdôkay ny fanamiana ary nampitaingina azy tamin’ny soavaly; dia izy ihany no nitondra azy ho eny an-kianjan’ny tanàna sady niantso teo alohany hoe: «Toy izao no ataon’ny amperôra amin’izay lehilahy iriny homem-boninahitra!»


Dia niditra i Hamàna ka nanontanian’ny amperôra hoe: –Inona no tokony hataoko amin’izay lehilahy iriko homem-boninahitra? Nihevitra anakampo i Hamàna fa tsy misy irin’ny amperôra homem-boninahitra afa-tsy ny tenany,


dia aoka halaina ny fanamiam-piandrianana efa niakanjoanao sy ny soavaly efa nitaingenanao sady voaisy satroboninahitra ny lohany.


Hatolotra ny anankiray amin’ireo andriambaventy voatendrinao izany fanamiana sy soavaly izany; ary aoka izay lehilahy irinao homem-boninahitra hampiakanjoiny ny fanamianao sy hampitaingeniny amin’ny soavalinao. Dia io andriambaventy io ihany no hitondra azy eny an-kianjan’ny tanàna sady hiantso eo alohany hoe: «Toy izao no ataon’ny amperôra amin’izay lehilahy iriny homem-boninahitra!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra