Estera 6:6 - DIEM PROTESTANTA6 Dia niditra i Hamàna ka nanontanian’ny amperôra hoe: –Inona no tokony hataoko amin’izay lehilahy iriko homem-boninahitra? Nihevitra anakampo i Hamàna fa tsy misy irin’ny amperôra homem-boninahitra afa-tsy ny tenany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia niditra i Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary hoy i Hamana anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian’ny mpanjaka homem-boninahitra raha tsy izaho? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia niditra i Hamàna ka nanontanian’ny amperôra hoe: –Inona no tokony hataoko amin’izay lehilahy iriko homem-boninahitra? Nihevitra anakampo i Hamàna fa tsy misy irin’ny amperôra homem-boninahitra afa-tsy ny tenany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary Hamana nanao anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian’ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin'izay lehilahy tian'ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary Hamana nanao anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian'ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia niditra i Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary hoy i Hamana anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian’ny mpanjaka homem-boninahitra raha tsy izaho? Jereo ny toko |
Hatolotra ny anankiray amin’ireo andriambaventy voatendrinao izany fanamiana sy soavaly izany; ary aoka izay lehilahy irinao homem-boninahitra hampiakanjoiny ny fanamianao sy hampitaingeniny amin’ny soavalinao. Dia io andriambaventy io ihany no hitondra azy eny an-kianjan’ny tanàna sady hiantso eo alohany hoe: «Toy izao no ataon’ny amperôra amin’izay lehilahy iriny homem-boninahitra!»