Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 6:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Ka hoy ny mpanompon’ny amperôra hoe: –Indro fa i Hamàna no mitsangana ao an-kianja ao. Ary hoy ny amperôra hoe: –Asaovy miditra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Hoy ny mpanompon’ny mpanjaka taminy: Indro i Hamana no mijoro ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaivo miditra izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ka hoy ny mpanompon’ny amperôra hoe: –Indro fa i Hamàna no mitsangana ao an-kianja ao. Ary hoy ny amperôra hoe: –Asaovy miditra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ka hoy ny zatovon’ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ka hoy ny zatovon'ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Hoy ny mpanompon’ny mpanjaka taminy: Indro i Hamana no mijoro ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaivo miditra izy!

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 6:5
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy indray ny amperôra hoe: –Iza no ao an-kianja ao? I Hamàna kosa no efa sendra niditra tao an-kianja. Tonga izy hangataka amin’ny amperôra ny hanantonana an’i Môrdôkay amin’ilay hazo efa nomanina ho azy.


Dia niditra i Hamàna ka nanontanian’ny amperôra hoe: –Inona no tokony hataoko amin’izay lehilahy iriko homem-boninahitra? Nihevitra anakampo i Hamàna fa tsy misy irin’ny amperôra homem-boninahitra afa-tsy ny tenany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra