Estera 5:12 - DIEM PROTESTANTA12 Dia hoy koa i Hamàna hoe: –I Estera mpanjakavavy aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny amperôra ho amin’ny fanasana izay efa nomaniny androany; ary mbola nasainy hiaraka amin’ny amperôra koa aho rahampitso. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Dia hoy koa i Hamàna hoe: –I Estera mpanjakavavy aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny amperôra ho amin’ny fanasana izay efa nomaniny androany; ary mbola nasainy hiaraka amin’ny amperôra koa aho rahampitso. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin’ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka aho koa rahampitso. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin'ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin'ny mpanjaka ho amin'ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin'ny mpanjaka aho koa rahampitso. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso. Jereo ny toko |