Estera 5:13 - DIEM PROTESTANTA13 Kanefa tsy mahafa-po ahy mihitsy izany rehetra izany, raha ny tenako no mbola mahita an’i Môrdôkay, ilay Jiosy, miasa eo am-bavahadin’ny lapa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nefa na izany rehetra izany aza dia tsy mbola afa-po aho raha mahita an’i Mordekay jiosy mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Kanefa tsy mahafa-po ahy mihitsy izany rehetra izany, raha ny tenako no mbola mahita an’i Môrdôkay, ilay Jiosy, miasa eo am-bavahadin’ny lapa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Nefa na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola mahafa-po ahy ihany, raha mbola mahita an’i Mordekay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Nefa na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola mahafa-po ahy ihany, raha mbola mahita an'i Mordekay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Nefa na izany rehetra izany aza dia tsy mbola afa-po aho raha mahita an’i Mordekay jiosy mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |