Estera 4:6 - DIEM PROTESTANTA6 Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Môrdôkay izay teo an-kianjan’ny tanàna anoloan’ny lapan’ny amperôra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Mordekay ho eo amin’ny kianjan’ny tanàna, ilay eo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Môrdôkay izay teo an-kianjan’ny tanàna anoloan’ny lapan’ny amperôra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia nivoaka Hatàka nankany amin’i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia nivoaka Hatàka nankany amin'i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan'ny vavahadin'ny mpanjaka; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Mordekay ho eo amin’ny kianjan’ny tanàna, ilay eo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |
Ary hoy ny amperôra tamin’i Estera mpanjakavavy: –Teto Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy, ankoatran’izy folo lahy zanak’i Hamàna; ka ho toy inona no nataony tany amin’ny faritany sisa? Kanefa raha mbola misy zavatra angatahinao sy tadiavinao, dia homeko anao sy hotanterahiko izany.