Estera 4:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ary nantsoin’i Estera i Hatàka, anisan’ireo tandapa tinendrin’ny amperôra hanompo azy; io Hatàka io no nalefan’ny mpanjakavavy ho any amin’i Môrdôkay mba hanontany azy ny zava-nitranga sy izay nahatonga azy hitafy gony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary niantso an’i Hatàka, ionòkan’ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy i Estera ka nampitondra teny azy ho any amin’i Mordekay mba hahafantarany hoe inona ny zava-nitranga ary inona no anton’izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary nantsoin’i Estera i Hatàka, anisan’ireo tandapa tinendrin’ny amperôra hanompo azy; io Hatàka io no nalefan’ny mpanjakavavy ho any amin’i Môrdôkay mba hanontany azy ny zava-nitranga sy izay nahatonga azy hitafy gony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Estera niantso an’i Hatàka, tsindranolahin’ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin’i Mordekay, mba hahafantarany izay anton’izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Estera niantso an'i Hatàka, tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin'i Mordekay, mba hahafantarany izay anton'izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary niantso an’i Hatàka, ionòkan’ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy i Estera ka nampitondra teny azy ho any amin’i Mordekay mba hahafantarany hoe inona ny zava-nitranga ary inona no anton’izany. Jereo ny toko |