Estera 4:4 - DIEM PROTESTANTA4 Tonga nilaza izany tamin’i Estera ireo mpanompovaviny. Dia nalahelo tokoa ity mpanjakavavy ka nampanatitra akanjo hitafian’i Môrdôkay mba hanesorany ny gony teny aminy; kanefa tsy nety nandray izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary niditra ny mpanompovavy sy ny ionòka nanompo an’i Estera ka nilaza izany taminy. Dia nangorakoraka ny vadin’ny mpanjaka ka nampanatitra lamba hitafian’i Mordekay izy mba hanesorany ny akanjo fisaonana taminy nefa tsy nety nandray izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Tonga nilaza izany tamin’i Estera ireo mpanompovaviny. Dia nalahelo tokoa ity mpanjakavavy ka nampanatitra akanjo hitafian’i Môrdôkay mba hanesorany ny gony teny aminy; kanefa tsy nety nandray izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary niditra ny ankizivavin’i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin’ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hitafin’i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary niditra ny ankizivavin'i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin'ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hitafin'i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary niditra ny mpanompovavy sy ny ionòka* nanompo an’i Estera ka nilaza izany taminy. Dia nangorakoraka ny vadin’ny mpanjaka ka nampanatitra lamba hitafian’i Mordekay izy mba hanesorany ny akanjo fisaonana taminy nefa tsy nety nandray izy. Jereo ny toko |