Estera 4:3 - DIEM PROTESTANTA3 Tany amin’ny faritany rehetra nahatongavan’ny baiko aman-didin’ny amperôra, dia nalahelo mafy koa ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nitafy gony sy nandry teo ambony lavenona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tany amin’ny fari-piadidiana rehetra izay nalehan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra sady maro no nandry tamin’ny lamba fisaonana sy ny lavenona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tany amin’ny faritany rehetra nahatongavan’ny baiko aman-didin’ny amperôra, dia nalahelo mafy koa ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nitafy gony sy nandry teo ambony lavenona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary tany amin’ny isan-tokony tamin’ny fanjakana rehetra nalehan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nandry tamin’ny lamba fisaonana aman-davenona. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary tany amin'ny isan-tokony tamin'ny fanjakana rehetra nalehan'ny tenin'ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nandry tamin'ny lamba fisaonana aman-davenona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tany amin’ny fari-piadidiana rehetra izay nalehan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy* ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra sady maro no nandry tamin’ny lamba fisaonana sy ny lavenona. Jereo ny toko |
Tamin’ny volana voalohany, andro faha-13, dia nantsoina ireo mpitantsoratry ny amperôra: Araka izay rehetra nandidian’i Hamàna no nanoratany taratasy ho an’ny solotenan’ny amperôra sy ho an’ny governora isam-paritany ary ho an’ny mpitondra isam-pirenena, dia taratasy araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny firenena isan-tokony. Tamin’ny anaran’i Kserksesa no nanasoniavana azy ka nasiana tombokase tamin’ny peratry ny amperôra.
«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»