Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 4:10 - DIEM PROTESTANTA

10 fa mbola nirahin’ity mpanjakavavy indray izy hilaza amin’i Môrdôkay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Fa naniraka an’i Hatàka indray i Estera hilaza amin’i Mordekay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 fa mbola nirahin’ity mpanjakavavy indray izy hilaza amin’i Môrdôkay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Fa Estera naniraka an’i Hatàka indray hanao amin’i Mordekay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Fa Estera naniraka an'i Hatàka indray hanao amin'i Mordekay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Fa naniraka an’i Hatàka indray i Estera hilaza amin’i Mordekay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 4:10
3 Rohy Ifampitohizana  

«Ny olona rehetra, hatramin’ny mpanompon’ny amperôra sy sarambabem-bahoaka any amin’ny faritany aza, dia samy mahalala fa na iza na iza mankeo amin’ny amperôra ho eo an-kianja anatin’ny lapa, na lehilahy na vehivavy, nefa tsy nantsoina, dia lalàna tokana manameloka ho faty no mihatra aminy; izay hotondroin’ny amperôra amin’ny tehim-bolamena ihany no ho velona. Izaho kosa efa telopolo andro izay no tsy nantsoina hankao amin’ny mpanjaka.»


Ary nantsoin’i Estera i Hatàka, anisan’ireo tandapa tinendrin’ny amperôra hanompo azy; io Hatàka io no nalefan’ny mpanjakavavy ho any amin’i Môrdôkay mba hanontany azy ny zava-nitranga sy izay nahatonga azy hitafy gony.


Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra