Estera 4:9 - DIEM PROTESTANTA9 Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin'i Mordekay tamin'i Estera. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. Jereo ny toko |