Estera 2:21 - DIEM PROTESTANTA21 Tamin’izany andro izany, raha nanao ny asam-panjakana tao an-dapa i Môrdôkay, dia tezitra tamin’i Kserksesa i Bigtana sy i Taresa anisan’ny tandapa mpiambina teo am-baravaran’ny efitranon’ny amperôra; ka nitady hamono an’i Kserksesa izy roa lahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Tamin’izany andro izany, raha nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay, dia tezitra i Bigtana sy i Taresy, roa lahy tamin’ireo ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Tamin’izany andro izany, raha nanao ny asam-panjakana tao an-dapa i Môrdôkay, dia tezitra tamin’i Kserksesa i Bigtana sy i Taresa anisan’ny tandapa mpiambina teo am-baravaran’ny efitranon’ny amperôra; ka nitady hamono an’i Kserksesa izy roa lahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Tamin’izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan’ny tsindranolahin’ ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Tamin'izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Tamin’izany andro izany, raha nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay, dia tezitra i Bigtana sy i Taresy, roa lahy tamin’ireo ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka. Jereo ny toko |