Estera 2:20 - DIEM PROTESTANTA20 I Estera kosa tsy nilaza ny firazanany na fireneny araka ny nameperan’i Môrdôkay azy; satria nankatoavin’i Estera hatrany ny tenin’i Môrdôkay tahaka ny fony izy mbola notezainy ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 I Estera kosa tsy nilaza ny firazanany na fireneny araka ny nameperan’i Môrdôkay azy; satria nankatoavin’i Estera hatrany ny tenin’i Môrdôkay tahaka ny fony izy mbola notezainy ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany; fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan'i Mordekay azy ihany; fa ny tenin'i Mordekay dia nankatoavin'i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany. Jereo ny toko |