Estera 2:19 - DIEM PROTESTANTA19 Dia nisy famoriana tovovavy fanindroany, ka tamin’izay i Môrdôkay efa mpiasam-panjakana tao an-dapan’ny amperôra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Rehefa novorina fanindroany ireo virijiny dia nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia nisy famoriana tovovavy fanindroany, ka tamin’izay i Môrdôkay efa mpiasam-panjakana tao an-dapan’ny amperôra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary raha nisy virijina novorina fanindroany, dia nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka Mordekay. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary raha nisy virijina novorina fanindroany, dia nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka Mordekay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Rehefa novorina fanindroany ireo virijiny dia nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay. Jereo ny toko |