Estera 2:18 - DIEM PROTESTANTA18 Dia nanao fanasana ny amperôra ho fanomezam-boninahitra an’i Estera ka niantso izay rehetra andriambaventiny sy mpandraharahany izy. Nisy hetra nofoanany ho an’ireo mponina isam-paritra eran’ny fanjakany sady nisy fanomezana be nataony, satria nalala-tanana tokoa izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary nanao fanasana lehibe ho an’ny mpitondra sy mpanompony rehetra ny mpanjaka; fanasan’i Estera izany. Nanendry andro fitsaharana ho an’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakana izy sady nanome fanomezana araka ny fanomen’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia nanao fanasana ny amperôra ho fanomezam-boninahitra an’i Estera ka niantso izay rehetra andriambaventiny sy mpandraharahany izy. Nisy hetra nofoanany ho an’ireo mponina isam-paritra eran’ny fanjakany sady nisy fanomezana be nataony, satria nalala-tanana tokoa izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an’ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan’i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an’ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen’ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan'i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an'ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen'ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary nanao fanasana lehibe ho an’ny mpitondra sy mpanompony rehetra ny mpanjaka; fanasan’i Estera izany. Nanendry andro fitsaharana ho an’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakana izy sady nanome fanomezana araka ny fanomen’ny mpanjaka. Jereo ny toko |