Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 2:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Fantatr’i Môrdôkay io tetika io ka nambarany tamin’i Estera mpanjakavavy izay nampita izany tamin’ny amperôra kosa, ho filazana avy amin’i Môrdôkay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Fantatr’i Môrdôkay io tetika io ka nambarany tamin’i Estera mpanjakavavy izay nampita izany tamin’ny amperôra kosa, ho filazana avy amin’i Môrdôkay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka; dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain’i Mordekay azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 2:22
6 Rohy Ifampitohizana  

Fa i Harbonà, anisan’ireo tandapa, dia nilaza tamin’ny amperôra hoe: –Ry andriamanjaka, i Hamàna dia efa nampanamboatra hazo hanantonany an’i Môrdôkay, ilay nanao tatitra hanasoavana anao. Indro miorina eo akaikin’ny tranon’i Hamàna io hazo io, ka 25 metatra ny haavony. Dia hoy ny amperôra hoe: –Ahantony amin’io i Hamàna!


Aza manozona ny mpanjaka, na dia anakampo ihany aza; tahaka izany koa aza manozona ny olo-manankaja na dia ao an’efitrano fandrianao aza. Fa mety hoentin’ny vorona ny feonao ary hambaran’ny manana elatra ny teninao.


Endrey tsy hita pesimpesenina ny haren’Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! Endrey tsy takatry ny saina ny fitsarany ary tsy azo fantarina ny lalany! Ka hoy ny Soratra Masina hoe:


Aza dia samy mihevitra ny soa ho an’ny tena ihany, fa ny ho an’ny namana koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra