Estera 2:13 - DIEM PROTESTANTA13 Nony miala ny tranom-behivavy mba hiditra ao an-dapa razazavavy, dia nomena azy ny zavatra rehetra nilainy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nony miala ny tranom-behivavy mba hiditra ao an-dapa razazavavy, dia nomena azy ny zavatra rehetra nilainy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 koa nony hiditra ao amin’ny mpanjaka ny zazavavy tamin’izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin’ny tranom-behivavy ho ao an-tranon’ny mpanjaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 koa nony hiditra ao amin'ny mpanjaka ny zazavavy tamin'izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin'ny tranom-behivavy ho ao an-tranon'ny mpanjaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka. Jereo ny toko |
Nandritra ny herintaona, ireto tovovavy ireto dia nanaraka ny fomba fikarakaran-tena sahaza ny vehivavy, ka enim-bolana notrorina menaka misy miora ary enim-bolana notrorina ilomanitra sy zavatra isan-karazany fampiasam-behivavy. Rehefa tapitra izany herintaona izany, dia mandeha tsirairay any amin’ny amperôra Kserksesa ireo tovovavy.
ny hariva izy no mandeha any amin’ny amperôra, ary ny ampitso maraina kosa lasa mankao amin’ilay trano faharoa fitoeram-behivavy, iandraiketan’i Sahasgaza tandapa mpitandrina ny vaditsindranon’ny amperôra. Tsy mba miverina any amin’ny amperôra intsony ireto vehivavy ireto, afa-tsy raha irin’ny amperôra ka tononony anarana.