Estera 2:14 - DIEM PROTESTANTA14 ny hariva izy no mandeha any amin’ny amperôra, ary ny ampitso maraina kosa lasa mankao amin’ilay trano faharoa fitoeram-behivavy, iandraiketan’i Sahasgaza tandapa mpitandrina ny vaditsindranon’ny amperôra. Tsy mba miverina any amin’ny amperôra intsony ireto vehivavy ireto, afa-tsy raha irin’ny amperôra ka tononony anarana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Tamin’ny hariva izy no niditra ary nony maraina izy dia niverina ho ao amin’ny trano faharoa nitoeran’ny vehivavy, izay ambany fifehezan’i Sasegaza, ionòkan’ny mpanjaka, mpiambina ny vady tsindrano. Tsy mba niverina tao amin’ny mpanjaka intsony izy raha tsy sitrapon’ny mpanjaka ka voatonona ny anarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 ny hariva izy no mandeha any amin’ny amperôra, ary ny ampitso maraina kosa lasa mankao amin’ilay trano faharoa fitoeram-behivavy, iandraiketan’i Sahasgaza tandapa mpitandrina ny vaditsindranon’ny amperôra. Tsy mba miverina any amin’ny amperôra intsony ireto vehivavy ireto, afa-tsy raha irin’ny amperôra ka tononony anarana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Tamin’ny hariva no nandeha izy, ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran’ny vehivavy, ho amin’ny fehin’i Sasegaza, tsindranolahin’ ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano; ary tsy mba niditra tao amin’ny mpanjaka intsony izy, raha tsy tian’ny mpanjaka, ka voatonona ny anarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Tamin'ny hariva no nandeha izy, ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran'ny vehivavy, ho amin'ny fehin'i Sasegaza, tsindranolahin'1 ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano; ary tsy mba niditra tao amin'ny mpanjaka intsony izy, raha tsy tian'ny mpanjaka, ka voatonona ny anarany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Tamin’ny hariva izy no niditra ary nony maraina izy dia niverina ho ao amin’ny trano faharoa nitoeran’ny vehivavy, izay ambany fifehezan’i Sasegaza, ionòkan’ny mpanjaka, mpiambina ny vady tsindrano. Tsy mba niverina tao amin’ny mpanjaka intsony izy raha tsy sitrapon’ny mpanjaka ka voatonona ny anarany. Jereo ny toko |
Indray andro, dia anjaran’i Estera zanakavavin’i Abihaîla rahalahin-drain’i Môrdôkay sady zanaka natsangan’i Môrdôkay rahateo ny mandeha any amin’ny amperôra. Tsy nila na inona na inona razazavavy, afa-tsy izay natoron’i Hegay tandapa mpitandrina ny vehivavy; kanefa i Estera dia nahazo fitia teo imason’ny olona rehetra nahita azy.
«Ny olona rehetra, hatramin’ny mpanompon’ny amperôra sy sarambabem-bahoaka any amin’ny faritany aza, dia samy mahalala fa na iza na iza mankeo amin’ny amperôra ho eo an-kianja anatin’ny lapa, na lehilahy na vehivavy, nefa tsy nantsoina, dia lalàna tokana manameloka ho faty no mihatra aminy; izay hotondroin’ny amperôra amin’ny tehim-bolamena ihany no ho velona. Izaho kosa efa telopolo andro izay no tsy nantsoina hankao amin’ny mpanjaka.»