Estera 2:12 - DIEM PROTESTANTA12 Nandritra ny herintaona, ireto tovovavy ireto dia nanaraka ny fomba fikarakaran-tena sahaza ny vehivavy, ka enim-bolana notrorina menaka misy miora ary enim-bolana notrorina ilomanitra sy zavatra isan-karazany fampiasam-behivavy. Rehefa tapitra izany herintaona izany, dia mandeha tsirairay any amin’ny amperôra Kserksesa ireo tovovavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia tonga ny fotoana hidiran’ny tovovavy tsirairay tany amin’i Ahasoerosy mpanjaka rehefa tapitra ny roa amby folo volana voatendrin’ny lalàna ho amin’ny fomba fiomanan’ny vehivavy ka tapitra tamin’izay ny fotoana hihaingoany: Enim-bolana tamin’ny diloilo nisy miora ary enim-bolana tamin’ny zavamanitra sy ny zavatra hafa fihaingoan’ny vehivavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nandritra ny herintaona, ireto tovovavy ireto dia nanaraka ny fomba fikarakaran-tena sahaza ny vehivavy, ka enim-bolana notrorina menaka misy miora ary enim-bolana notrorina ilomanitra sy zavatra isan-karazany fampiasam-behivavy. Rehefa tapitra izany herintaona izany, dia mandeha tsirairay any amin’ny amperôra Kserksesa ireo tovovavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary nony tonga ny andro hidiran’ny zazavavy tsirairay isan-andro tany amin’i Ahasoerosy mpanjaka, rehefa tapitra taminy ny roa ambin’ny folo volana, araka ny fomba fanomanana ny vehivavy (fa tapitra tamin’izay ny andro fidiovany, dia enim-bolana tamin’ny diloilo nisy miora, ary enim-bolana tamin’ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan’ny vehivavy),– Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary nony tonga ny andro hidiran'ny zazavavy tsirairay isan'andro tany amin'i Ahasoerosy mpanjaka, rehefa tapitra taminy ny roa ambin'ny folo volana, araka ny fomba fanomanana ny vehivavy (fa tapitra tamin'izay ny andro fidiovany, dia enim-bolana tamin'ny diloilo nisy miora, ary enim-bolana tamin'ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan'ny vehivavy), Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Dia tonga ny fotoana hidiran’ny tovovavy tsirairay tany amin’i Ahasoerosy mpanjaka rehefa tapitra ny roa amby folo volana voatendrin’ny lalàna ho amin’ny fomba fiomanan’ny vehivavy ka tapitra tamin’izay ny fotoana hihaingoany: Enim-bolana tamin’ny diloilo nisy miora ary enim-bolana tamin’ny zavamanitra sy ny zavatra hafa fihaingoan’ny vehivavy. Jereo ny toko |
Nahazo fanambinana teo anatrehan’i Hegay i Estera, satria nahafinaritra azy ny toetran-drazazavavy: nomeny faingana azy ny fitaovana hikarakarany tena sy ny anjara sakafony ary koa mpanompovavy fito izay voafantina manokana avy tao an-dapa; dia nafindrany ho ao amin’ny efitra tsara indrindra tao amin’ny tranom-behivavy izy sy ireo mpanompovaviny.