Estera 1:17 - DIEM PROTESTANTA17 Hiely amin’ny vehivavy rehetra manko izao zavatra vitan’ny mpanjakavavy izao ka hahatonga azy samy hanao tsinontsinona ny vadiny sy hilaza hoe: «Ny amperôra Kserksesa aza nandidy ny hitondrana an’i Vastỳ mpanjakavavy eo anatrehany, nefa tsy nety nandeha izy!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Hiely any amin’ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon’ny vadin’ny mpanjaka izao ka hanaovany tsinontsinona ny vadiny fa samy hilaza izy ireo hoe: I Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy mba hitondrana an’i Vasty vadiny ho eo anatrehany nefa dia tsy nety izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Hiely amin’ny vehivavy rehetra manko izao zavatra vitan’ny mpanjakavavy izao ka hahatonga azy samy hanao tsinontsinona ny vadiny sy hilaza hoe: «Ny amperôra Kserksesa aza nandidy ny hitondrana an’i Vastỳ mpanjakavavy eo anatrehany, nefa tsy nety nandeha izy!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 fa hiely any amin’ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon’ny vadin’ny mpanjaka izao, ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony, fa samy hanao hoe: Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an’i Vasty vadiny ho entina eo anatrehany, nefa tsy nety izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 fa hiely any amin'ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon'ny vadin'ny mpanjaka izao, ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony, fa samy hanao hoe: Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an'i Vasty vadiny ho entina eo anatrehany, nefa tsy nety izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Hiely any amin’ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon’ny vadin’ny mpanjaka izao ka hanaovany tsinontsinona ny vadiny fa samy hilaza izy ireo hoe: I Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy mba hitondrana an’i Vasty vadiny ho eo anatrehany nefa dia tsy nety izy. Jereo ny toko |