Estera 1:16 - DIEM PROTESTANTA16 Dia niteny teo anatrehan’ny amperôra sy ny minisitra i Memokàna ka namaly hoe: –Tsy ny amperôra ihany no nanaovan’i Vastỳ mpanjakavavy izao fihetsika ratsy izao, fa ny manampahefana rehetra koa sy ny vahoaka tsivakivolo isan-tokony eran’ny fanjakana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpitondra i Memokana hoe: Tsy tamin’ny mpanjaka ihany no nanaovan’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, izao ratsy izao fa tamin’ny mpitondra rehetra koa sy ny vahoaka rehetra amin’ny fari-piadidiana manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia niteny teo anatrehan’ny amperôra sy ny minisitra i Memokàna ka namaly hoe: –Tsy ny amperôra ihany no nanaovan’i Vastỳ mpanjakavavy izao fihetsika ratsy izao, fa ny manampahefana rehetra koa sy ny vahoaka tsivakivolo isan-tokony eran’ny fanjakana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia namaly Memokana teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin’ny mpanjaka ihany no nanaovan’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, izao ratsy izao, fa tamin’ny mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran’ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia namaly Memokana teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin'ny mpanjaka ihany no nanaovan'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, izao ratsy izao, fa tamin'ny mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran'ny fanjakan'i Ahasoerosy mpanjaka; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpitondra i Memokana hoe: Tsy tamin’ny mpanjaka ihany no nanaovan’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, izao ratsy izao fa tamin’ny mpitondra rehetra koa sy ny vahoaka rehetra amin’ny fari-piadidiana manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka. Jereo ny toko |