Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Estera 1:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ary na dia izao anio izao aza, dia handre ny nataon’ity mpanjakavavy ny vadin’ireo manampahefana manerana an’i Persia sy i Media ka samy hamalivaly ny vadiny avy; ary ny hatezeran’ny lehilahy no ho vokatr’izany famingavingan’ny vehivavy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ary na dia amin’izao andro izao aza ny vehivavy manankajan’i Persia sy i Media izay mandre ny nataon’ny vadin’ny mpanjaka dia samy hilaza izany amin’ny mpitondra rehetra voatendrin’ny mpanjaka, koa ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary na dia izao anio izao aza, dia handre ny nataon’ity mpanjakavavy ny vadin’ireo manampahefana manerana an’i Persia sy i Media ka samy hamalivaly ny vadiny avy; ary ny hatezeran’ny lehilahy no ho vokatr’izany famingavingan’ny vehivavy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary na dia amin’izao andro izao aza ny andriambavin’i Persia sy Media, izay mandre ny nataon’ny vadin’ny mpanjaka, dia samy hilaza izany amin’ny mpanapaka rehetra voatendrin’ny mpanjaka; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary na dia amin'izao andro izao aza ny andriambavin'i Persia sy Media, izay mandre ny nataon'ny vadin'ny mpanjaka, dia samy hilaza izany amin'ny mpanapaka rehetra voatendrin'ny mpanjaka; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Ary na dia amin’izao andro izao aza ny vehivavy manankajan’i Persia sy i Media izay mandre ny nataon’ny vadin’ny mpanjaka dia samy hilaza izany amin’ny mpitondra rehetra voatendrin’ny mpanjaka, koa ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.

Jereo ny toko dika mitovy




Estera 1:18
4 Rohy Ifampitohizana  

fa nanana vady andriambavy fitonjato sy vaditsindrano telonjato izy. Ireo vadiny ireo no nampivily ny fon’i Salômôna.


Hiely amin’ny vehivavy rehetra manko izao zavatra vitan’ny mpanjakavavy izao ka hahatonga azy samy hanao tsinontsinona ny vadiny sy hilaza hoe: «Ny amperôra Kserksesa aza nandidy ny hitondrana an’i Vastỳ mpanjakavavy eo anatrehany, nefa tsy nety nandeha izy!»


Koa raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka hisy didy havoakanao hisakanana an’i Vastỳ tsy hiseho eo anatrehanao intsony ary hanomezana ny voninahitra maha mpanjakavavy ho ana vehivavy hafa mendrika izany kokoa noho izy; izany didy izany dia hosoratana ao amin’ny lalànan’i Persia sy i Media ka tsy ho azo ovàna.


Izay hendry indrindra tamin’ireo andriambavy namany no nanome azy izao valinteny manaraka izao, ka izany koa no naverimberin’ny tenany hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra