Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 9:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Ny faritany Gôsena izay nonenan’ny Israelita ihany no tsy nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Fa tao amin’ny tany Gosena izay nitoeran’ny Zanak’Israely ihany no tsy mba nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Ny faritany Gôsena izay nonenan’ny Israelita ihany no tsy nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Tsy nisy afa-tsy ny tany Genesa, izay nisy ny zanak’i Israely ihany, no tsy nilatsahan’ny havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Fa tao amin’ny tany Gosena izay nitoeran’ny Zanak’Isiraely ihany no tsy mba nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Fa tao amin'ny tany Gosena izay nitoeran'ny Zanak'Isiraely ihany no tsy mba nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Fa tao amin’ny tany Gosena izay nitoeran’ny Zanak’Israely ihany no tsy mba nisy havandra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 9:26
10 Rohy Ifampitohizana  

Tsy afaka mifankahita ny Ejiptianina mandritra ny telo andro, ka tsy nisy nihetsika tao an-tranony. Fa teo amin’ny fonenan’ny Israelita rehetra kosa dia nisy mazava.


Fa ao amin’ny Israelita rehetra kosa dia tsy handrenesana na inona na inona, na dia ny vovòn’alika amin’ny olona sy amin’ny biby fiompy aza. Izay no hahafantaranareo fa Izaho TOMPO dia manavaka ny Ejiptianina amin’ny Israelita».


Fa ho anareo kosa, ny ra dia ho famantarana ny trano izay itoeranareo; koa raha mahita ny ra Aho, dia handalo fotsiny, ka ny areti-mandringana dia tsy hahazo anareo rehefa mamely an’i Ejipta Aho.


Havahako tsy ho voan’ny loza hanjo ny vahoakanao ny vahoakako. Rahampitso no hiseho izany zava-mahagaga izany.»


Saingy havahan’ny TOMPO ny biby fiompin’ny Israelita sy ny an’ny Ejiptianina, ka tsy hisy ho faty ny an’ny Israelita!»


Nony ampitso dia notanterahin’ny TOMPO izay efa nambarany, ka maty avokoa ny biby fiompin’ny Ejiptianina; fa ny an’ny Israelita kosa dia tsy nisy maty na iray aza.


Amin’ny andro hanjakany no hamonjena an’i Joda sy hiainan’i Israely am-pilaminana. Izao no anarana hiantsoana azy: ‹Ny TOMPO no Fahamarinantsika.›


Izaho mihitsy no efa nampihantona ny orana tsy ho eo aminareo, raha mbola telo volana mialoha ny fararano. Ka tamin’ny tanàna anankiray nandatsahako orana, fa tamin’ny tanàna iray kosa tsy nandatsahako; ny saha anankiray nilatsahan’ny orana, fa ny saha iray kosa tsy mba nilatsahany ka maina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra