Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba ny alitara volamena;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba ny alitara volamena;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Napetrany tao an-trano lay fihaonana, anoloan’ny efitra lamba, ny ôtely volamena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin’ny trano-lay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin'ny trano-lay fihaonana, teo anoloan'ny efitra lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:26
9 Rohy Ifampitohizana  

Hapetraka eo anoloan’ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ilay alitara volamena fandorana ditin-kazo manitra; ny efitra lamba dia hapetaka eo amin’ny fidirana mankao amin’ny fonena-masina.


dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.


Tsy misaina sady jamba ianareo! Inona no mendri-kaja kokoa, ny fanatitra sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?


Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ny vahoaka manodidina Ahy kosa no nilazako izany, mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.


Tsy fanehoana ny tena izy tsy akory ny lalàna jiosy, fa tandindon’ny zava-tsoa ho avy. Tsy mahatanteraka velively ny olona manantena an’Andriamanitra ny lalàna jiosy, na dia naverimberina isan-taona hatrany hatrany aza ny fanolorana ireo sorona ireo.


Noho izany, dia mahavonjy tanteraka ireo manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany Izy, satria velona mandrakizay mba hangataka amin’Andriamanitra ho azy ireo.


Izany, rey anaka, no soratako aminareo, mba tsy hanotanareo. Kanefa raha misy olona manota, dia manana mpisolovava eo anilan’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay Marina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra