Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:27 - DIEM PROTESTANTA

27 ary nodorana teo amboniny ny vovo-javamanitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 ary nodorana teo amboniny ny vovo-javamanitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 dia nandoroany emboka, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:27
2 Rohy Ifampitohizana  

Isa-maraina dia handoro vovo-javamanitra eo i Aharôna rehefa hanadio ny fitoeran-jiro ao amin’ny Toeramasina,


Natsangana ny varavarana lamba teo am-pidirana mankao amin’ny fonena-masina;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra