Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:25 - DIEM PROTESTANTA

25 dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 dia narehitra ny jiro teo anatrehan’ny TOMPO, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 dia nametrahany ny lalampy, teo anatrehan’i Iaveh, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan’i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary nampirehitra ny jiro teo anatrehan'i Jehovah izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia nampirehitra ireo jiro teo anatrehan’NY TOMPO izy, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:25
6 Rohy Ifampitohizana  

Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.


Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana tamin’ny lafiny atsimo, manoloana ny latabatra, ny fitoeran-jiro;


Ao no haiditra ny latabatra voatokana ka halamina eo amboniny ny mofo fanolotra ho Ahy; ao koa no haiditra ny fitoeran-jiro ka harehitra ny jirony.


mba hanafatrafatra an’i Aharôna hoe: –Rehefa mandrehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy izay hanazavany ny manoloana ny fitoeran-jiro.


Dia nataon’i Aharôna izany ka napetrany ny jiro fito mba hahazava ny manoloana ny fitoeran-jiro, araka ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Tselatra sy feo ary kotro-baratra no nivoaka avy tamin’ilay sezafiandrianana afovoany; ary nisy jiro fito mirehitra teo anoloany, dia ny Fanahy Masina ombàm-panomezana fito avy amin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra