Eksodosy 39:42 - DIEM PROTESTANTA42 Notanterahin’ny Israelita ny asa rehetra araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, dia toy izany no nanaovan’ny Zanak’Israely ny asa rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Notanterahin’ny Israelita ny asa rehetra araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika42 Vitan’ny zanak’i Israely izany asa rehetra izany, araka izay rehetra nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Araka izay rehetra efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy, dia toy izany no nanaovan’ny Zanak’Isiraely ny asa rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy, dia toy izany no nanaovan'ny Zanak'Isiraely ny asa rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, dia toy izany no nanaovan’ny Zanak’Israely ny asa rehetra. Jereo ny toko |