Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nasiana sorony roa hanambatra azy, ka dia voakambana tamin’ny tendrony roa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nataony nisy soroka roa avy amin’ny sisiny roa hampikambanana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nataony nisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambanana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:4
4 Rohy Ifampitohizana  

ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia hapetaka amin’ny bokom-bolamena izay eo ambonin’ny beritelon’ny efôda mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.


Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.


Nohetezana tamin’ny takela-bolamena nofisahina ny kofehy volamena madinika, dia nafangaron’ireo mpanao peta-kofehy tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky niampy kiran-drongony mafy.


Notenomina ho iray amin’ny efôda sady natao tamin’ny kofehy mitovy amin’ny nanaovana azy ny samboady fitazonana ny efôda, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra