Eksodosy 39:4 - Baiboly Katolika4 Nasiana sorony roa hanambatra azy, ka dia voakambana tamin’ny tendrony roa izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary nataony nisy soroka roa avy amin’ny sisiny roa hampikambanana azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary nataony nisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambanana azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nataony nisy soroka izay nihazona ny efoda tamin’ny tendrony roa avy. Jereo ny toko |