Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Nasiana vavany teo afovoany mba hidiran’ny loha, ka notenomina sy nohamafisina ny sisiny manodidina io vavany io mba tsy ho rovitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny vozon’ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy haharovitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nasiana vavany teo afovoany mba hidiran’ny loha, ka notenomina sy nohamafisina ny sisiny manodidina io vavany io mba tsy ho rovitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ny vozony, teo afovoan’ny akanjo lavan’ny efôda, dia nataony toy ny an’ny akanjo fiarovan-tratra: nasiany sisiny vita tenona, manodidina io vozona io, mba tsy haharovitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary ny vozon’ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary ny vozon'ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon'ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny vozon’ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy haharovitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:23
2 Rohy Ifampitohizana  

Hasiana vavany eo afovoany mba hidiran’ny loha, ka hotenomina sy hohamafisina ny sisiny manodidina io vavany io mba tsy ho rovitra.


Ny moron-tongotr’akanjo manodidina dia noravahana sarin’ampongabendanitra vita tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky sy tamin’ny kiran-drongony mafy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra