Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia natao manontolo tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Nataony indray ny akanjobe misy ny efoda, asan’ny mpanenona, ka nataony miloko manga tokam-bolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia natao manontolo tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Jaky volomparasy avokoa no nanaovana ny akanjo lavan’ny efôda, asan-tanan’ny mpanenona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary nanao ny akanjo ivelany misy ny efoda, asan’ny mpanenona, izy, ka nataony manga avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary nanao ny akanjo ivelany misy ny efoda, asan'ny mpanenona, izy, ka nataony manga avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Nataony indray ny akanjobe misy ny efoda*, asan’ny mpanenona, ka nataony miloko manga tokam-bolo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:22
2 Rohy Ifampitohizana  

Natohy tady volomparasy ny haban’ny saron-tratra sy ny haban’ny efôda mba ho eo ambonin’ny beritelon’ny efôda ilay saron-tratra ka tsy hifindrafindra eo amin’ny efôda, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra