Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Kiran-dongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, no nanaovana ny efôda, sady nasiana peta-kofehy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia nanao ny efoda tamin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika voahasina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Kiran-dongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, no nanaovana ny efôda, sady nasiana peta-kofehy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ny efôda dia natao tamin’ny volamena sy ny jaky volomparasy ary rongony madinika mihasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nanao ny efoda tamin’ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nanao ny efoda tamin'ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia nanao ny efoda* tamin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika voahasina izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:2
6 Rohy Ifampitohizana  

Ny mpanefoefo avy any Tiro sy ny mpanankarena amin’ny vahoaka dia samy hitondra fanatitra hahazoana sitraka aminao.


volon’ondry miloko volomparasy na mena na jaky, rongony madinika, volon’osy,


vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.


Nohetezana tamin’ny takela-bolamena nofisahina ny kofehy volamena madinika, dia nafangaron’ireo mpanao peta-kofehy tamin’ny volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky niampy kiran-drongony mafy.


Dia nampiakanjoiny an’i Aharôna ny akanjo lava anatiny sady noetràny fehikibo; avy eo nampiakanjoiny azy ny akanjo lava ivelany ary ny efôda no nataony teo amboniny, efôda izay nogiaziny tamin’ny fatorany ka natafiny azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra