Eksodosy 38:31 - DIEM PROTESTANTA31 ny faladian’ny fefy sy ny fidirana teo an-kianja ary ny tsîmatra rehetra momba ny fonena-masina sy momba ny fefin’ny kianja. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 ny faladian’ny kianja manodidina, ary ny faladian’ny vavahadin’ny kianja, ny tsatòkan-dain’ny tabernakely ary ny tsatòkan-day rehetra momba ny kianja manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 ny faladian’ny fefy sy ny fidirana teo an-kianja ary ny tsîmatra rehetra momba ny fonena-masina sy momba ny fefin’ny kianja. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 ary ny faladia tamin’ny kianja manodidina sy ny faladia tamin’ny vavahadin’ny kianja, sy ny tsimatra rehetra tamin’ny tabernakely ary ny tsimatra rehetra tamin’ny kianja manodidina. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 ary ny faladia tamin'ny kianja manodidina sy ny faladia tamin'ny vavahadin'ny kianja, sy ny tsimatra rehetra tamin'ny tabernakely ary ny tsimatra rehetra tamin'ny kianja manodidina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 ny faladian’ny kianja manodidina, ary ny faladian’ny vavahadin’ny kianja, ny tsatòkan-dain’ny tabernakely ary ny tsatòkan-day rehetra momba ny kianja manodidina. Jereo ny toko |