Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Andry efatra misy faladiany halimo efatra no nametahana azy; volafotsy ny farangony sady norakofana volafotsy koa ny lohan’ny andry sy ny anjany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Efatra ny andriny, ary efatra ny faladiany varahina; ny fihantonany dia volafotsy; ny takelaka tamin’ny lohany sy ny farango hitohizany koa dia volafotsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Andry efatra misy faladiany halimo efatra no nametahana azy; volafotsy ny farangony sady norakofana volafotsy koa ny lohan’ny andry sy ny anjany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 varahina ny andriny efatra sy ny faladiany efatra; volafotsy ny faraingony sy ny anjaka itohizany, ary voapetaka takela-bolafotsy ny koronosy amin’ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary efatra ny tsangantsangany, ary efatra ny faladiany varahina; ary ny fihantonany dia volafotsy; ary ny takela-bola tamin’ny lohany sy ny anjaka hitohizany dia volafotsy koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary efatra ny tsangantsangany, ary efatra ny faladiany varahina; ary ny fihantonany dia volafotsy; ary ny takela-bola tamin'ny lohany sy ny anjaka hitohizany dia volafotsy koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Efatra ny andriny, ary efatra ny faladiany varahina; ny fihantonany dia volafotsy; ny takelaka tamin’ny lohany sy ny farango hitohizany koa dia volafotsy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:19
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanao koronosy roa koa izy hapetraka eo an-tampon’ny andry, ary izany dia halimo narendrika mirefy roa metatra sy sasany avy ny haavony.


farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.


Ny efitra lamba eo am-bavahadin’ny kianja dia namboarin’ny mpanao peta-kofehy tamin’ny kiran-drongony mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky; mirefy folo metatra ny halavany ary roa metatra sy sasany ny haavony, tahaka ireo temitra lamban’ny kianja.


Ny tsîmatra rehetra momba ny fonena-masina sy ny momba ny fefin’ny kianja dia samy natao halimo avokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra