Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ny kerobima iray amin’ny tendrony iray ary ny kerobima iray amin’ny tendrony iray hafa, nataony tafahoatra ny fanaovam-panavotana eo amin’ny tendrony roa avy ny kerobima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 dia ny kerobima iray nataony teo amin’ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin’ny sakany anankiray: indray mivofy tamin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 dia ny kerobima iray nataony teo amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin'ny sakany anankiray: indray mivofy tamin'ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin'ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.


Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra