Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia nanao kerobima volamena roa izy; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany azy roa,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nanao kerobima volamena roa izy, nataony volamena an-tefiny, tao amin’ny tendrony roa amin’ny fanaovam-panavotana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary nanao kerobima volamena roa izy; voasana no nanaovany azy roa miray amin’ny lohany roa amin’ny rakotra fanaovam-panavotana:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary nanao kerobima volamena roa izy; voasana no nanaovany azy roa miray amin'ny lohany roa amin'ny rakotra fanaovam-panavotana:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia nanao kerobima* volamena roa izy; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany azy roa,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:7
6 Rohy Ifampitohizana  

nataonao haingam-pandeha toy ny rivotra ny anjelinao, nataonao mirehidrehitra toy ny tselatra ny mpanomponao.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny gitara. Salamo fahatsiarovana nataon’i Asafa.


Nanaovany sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia nirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.


Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy.


Ary hoy ny Tompo tamin’ilay lehilahy miakanjo rongony: «Midira ao anatin’ny tadio anelanelan’ny kodiarana eo ambany kerobima. Fenoy vainafo avy eo anelanelan’ny kerobima ny tananao, ka afafazo amin’ny tanàna izany.» Dia hitako nandeha naka ny vainafo ralehilahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra